Teny iditra |
sovòka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
sovoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Aretin' ny vehivavy mifana, azo avy amin' ny hatsiaka [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | maladie qui peut saisir les femmes apr [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
sovoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fanatonan' ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin' ny fanafihana atao: Sovok' ady [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|