Teny iditra fitabatabana (tabataba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
¶ Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tumult, an outbreak, a disturbance. [Richardson 1885]

2012/12/04