Teny iditra |
tabataba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2]
|
| Noise, racketder [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3]
|
| Bruit, tapage [1.8]
|
Ohatra |
1 | Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
[2.324]
|
2 | kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tabataba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikorontanana, fihetsiketsehana:
Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna Fikomiana na fanoherana ny fitondrana:
Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Political tumult [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Trouble, désordre [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Political upheaval, civil disorder [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Révolution, tumulte politique [1.3]
|
| Tumulte politique, rébellion [1.8]
|
Ohatra | Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga.
[2.472]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|