Teny iditra | fitabatabana (tabataba) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana:
Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A tumult, an outbreak, a disturbance. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |