Teny iditra fitafa (tafa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitafa, izany hoe miresaka lavareny toa entina mandany andro. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Manière de causer [Abinal 1888]

2016/08/22