|
|
|
|

Teny iditra1  fitafiana
Fototeny  2  tafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra).
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] clothing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vêtements
Ohatra  7  [2.113#] Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana.
8  [2.442#] toy ny fitafiana ny taratasy afono boky.
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fitafiana io
Lahatsoratra  12  Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07