Teny iditra fitafitafy (tafitafy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23