Teny iditra | tafitafy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (Varavarana) Mivoha sasaka, sady tsy mikatona tsara no tsy midanadana tanteraka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ajar [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à demi ouvert; à l'abri du vent [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fatifaty, tafitafy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |