Teny iditra | fitafitafy (tafitafy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana. [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |