|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitafy
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de celui qui est vêtu
6 manière de se vêtir [1.3]
Ohatra  7  ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. [2.470]
8  ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356]
9  Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :

Teny iditra (2/2)12  fitafy
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1]
Ohatra  15  Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]

Fivaditsoratra  16 fatify, fitafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08