Teny iditra (1/2) | 1 fitafy |
Fototeny | 2 tafy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] état de celui qui est vêtu manière de se vêtir |
Ohatra |
6 ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. [2.470] 7 ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356] 8 Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 fitafy |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! |
Ohatra |
14 Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245] |
Fivaditsoratra | 15 fatify, fitafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |