Teny iditra fitahontahona (tahontahona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
¶ Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitahontahonana

2009/10/26