Teny iditra fitahontahonana (tahontahona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitahontahona

2009/10/26