Teny iditra | 1 fitakokoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro! Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano |
Fototeny | 4 takoko |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |