Teny iditra | takoko | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanjoretana, fitanondrehana, fahasorenana manjonitra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | takoko | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Voronkely fahita eny amin' ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |