|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitakona
Fototeny  2  takona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' izay mitakona, miafina

Teny iditra (2/2)5  fitakona
Fototeny  6  takona
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] bao filanjana entana
filanjana, fitondrana maratra, marary, maty
9  [1.78] [Tanosy] filanjana
10  [1.1] Fomba entina mibata zavatra indray miaraka
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.82] [Taisaka] bois dont on se sert pour porter
13  [1.78] [Tanosy] brancard
Mpanahaka  14  fitakonana

Fivaditsoratra  15  fiantoka, fikatona, fikotana, fitakona, fitokana, fitonàka, ifantako, nafitako, natafiko, natifako, nitafako, takofany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21