Teny iditra fitalelaka (talelaka (lelaka))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitalelaka, be vava fa tsy lalina aty, talesaka [Rajemisa 1985]

2012/09/07