Teny iditra talelaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka
Fanazavàna teny frantsay Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3]
Ohatra Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08