Teny iditra fitambolina (tambolina (volina))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitambolina, na mihodinkodina, miolanolana eny am-pandehanana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Manière de tournoyer [Abinal 1888]

2016/09/09