Teny iditra | 1 tambolina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sangodin-drivotra, na rano na vovoka Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika Mandalo, fitangolikoliky ny tsinay. |
Fototeny | 4 volina |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 atambolin, lambotany, natamboli, tambolina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |