Teny iditra fitambotsorana (tambotsotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
¶ Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
¶ Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaizamiteny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a decline in position or dignity [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay diminution, déclin, action de reculer [Hallanger 1974]

2009/02/23