|
|
|
|

Teny iditra1  tambotsotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikorisana na fidinana amin' ny iva
Fihemorana, tsy fahasahiana manohy ny natao fa miverina ilalana
Fototeny  4  votsotra
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  atambotsotr, tambotsotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30