Teny iditra fitampenana (tampina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisiana tampina, zavatra manentsina na manakona: Tsy azo amboarina intsony io fa fitampenana ihany sisa fanafodiny [Rajemisa 1985]

2009/02/23