Teny iditra fitampifiana (tampify)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny
¶ Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe [Rajemisa 1985]

2009/02/23