Teny iditra tampify (fify)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra tampify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tehamaina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11