Teny iditra fitampina (tampina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitampina, misy tampina: Mividiana vaovao fa mampihomehy ny olona ny fitampin' iny palitaonao iny [Rajemisa 1985]

2009/02/23