Teny iditra fitampisahana (tampisaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
¶ Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [Rajemisa 1985]

2009/02/23