| Teny iditra | 1 tampisaka |
| Fototeny | 2 fisaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy
5 Hataka efa dia misolelaka erỳ [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 mitsapaka, tampisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|