Teny iditra (1/4) | 1 fitana |
Fototeny | 2 ita |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Rel. s. from mita (ita).] A ford 6 [1.7] the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué 8 [1.13] traversée conductibilité |
Mpanahaka | 9 fitsakana. |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny fitana io |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/4) | 16 fitana |
Fototeny | 17 tana |
Sokajin-teny | 18 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao. Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. |
Teny iditra (3/4) | 20 fitana |
Fototeny | 21 tana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Provincial]
provincial for the hand [tanana, held.] |
Teny iditra (4/4) | 24 Fitana |
Singan-teny | 25 fitana |
Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
27 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 28 atafin, fatany, FIANTA, fitana, Fitana, ifanta, itafan, nafita, natafy, natifa, nitafa, tafain, tafian, tafina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |