|
|
|
|

Teny iditra1  fitanehana
Fototeny  2  tanika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka
Ohatra  5  Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Lahatsoratra  6  Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  7  fehi-tanana, fehy tanana, fitanehana, hantefaina, hiantefana, nifetahana, nitefahana, nitehafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21