Teny iditra | 1 tanika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil action de poursuivre quelqu'un sans relâche |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 antaky, antika, atakin, atanik, katany, nataky, takany, takina, tanika, Tankay, tinaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |