|
|
|
|

Teny iditra1  fitanehana
Fototeny  2  tanika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Ohatra  5  Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Lahatsoratra  6  Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  7 fehi-tanana, 8 fehy tanana, 9 fitanehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12