Teny iditra fitangolika (tangolika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitangolika, izany hoe mifadiditra, miolikolika manodidina: Jereo ny fitangoliky ny tangolibahin' ny sarisarimbomanga [Rajemisa 1985]

2009/02/23