Teny iditra tangolika (holika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fadiditra; olikolika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Something that twines, a spiral [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vrille des plantes [1.8]
 Torsion des cordes, des cordons, entortillement de quelque chose autour d'un objet [1.3]
 Spirale, spire [1.13]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra olanolana ~ tangolingolika
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Sary 

Teny iditra tangolika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] Mandalo (aretin-kibo) [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31