Teny iditra fitanika (tanika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
¶ Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [Rajemisa 1985]
Endriteny 
fitanika
fitaniko
fitanikao
fitaniny
fitanitsika
fitanikay
fitanikareo
fitanik'
fitani-
fitaniky
-pitanika
-pitaniko
-pitanikao
-pitaniny
-pitanitsika
-pitanikay
-pitanikareo
-pitanik'
-pitani-
-pitaniky

2016/08/05