|
|
|
|

Teny iditra1  fitanika
Fototeny  2  tanika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona.
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :

Fivaditsoratra  7  finitaka, fitanika, natifika, nifitaka, nitifaka, tinafika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21