Teny iditra fitanontanona (tanontanona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. [Rajemisa 1985]

2009/02/23