Teny iditra fitantana (tana)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza.
¶ Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko.
¶ Azo tantanana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23