Teny iditra | 1 fitantana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza. Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko. Azo tantanana. |
Fototeny | 4 tana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |