Teny iditra fitazanana (tazana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena lavitra, fitsinjovana: Ohatra ny omby mandry eo afovoan' ny ahitra no fitazanana an' Antongona avy eto
¶ Toerana fijerena lavitra: Misy fitazanana tsara eto. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of viewing from above or from a distance; a vantage point [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de voir d'une hauteur ou d'une certaine distance; point de vue [Hallanger 1974]

2012/12/04