Teny iditra | tazana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ? [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Seen or overlooked from a distance [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vu, aperçu à une certaine distance [1.3] | |||||||||||||||
Qu'on regarde ou surveille de loin [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tazana io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |