Teny iditra fitefohana (tefoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fipoahana; firefotana: tsy raharahako ny fitefohan'ny basy fa mandroso ihany no fantatro. [Rajemisa 1985]

2009/02/23