Teny iditra tefoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cracking or popping sound; the sound of a shot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31