Teny iditra fitehenana (tehina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanosehana lakana amin'ny tehindakana.
¶ fitondrana tehina.
¶ fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitenenana amin'ny latabatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23