Teny iditra | 1 tehina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a staff, a cane |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] canne |
Ohatra |
6 [2.470] Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 tabaka, kibango, langilangy, kanonta, longy, firitsoka, kipikipy, valavala |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny tehina io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 17 ahenti, ahetin, atehin, hanety, hateny, hitena, hiteña, nahety, natehi, taheny, tanehi, tehina, tihena, tineha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |