|
|
|
|

Teny iditra1  fitehenana
Fototeny  2  tehina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fanosehana lakana amin'ny tehindakana.
fitondrana tehina.
fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitenenana amin'ny latabatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12