|
|
|
|

Teny iditra1  fitenim-paritany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Ohatra  5  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Tsipelina hafa  6  fitenim
Singan-teny  7  fiteny, faritany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12