Teny iditra | 1 fitenim-paritra |
Singan-teny | 2 fiteny, faritra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady 5 [1.13] fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] parler régional |
Voambolana |
7 Haiteny |
Tovy hevitra | 8 fitenim-paritany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |