Teny iditra fitepotepoana (tepotepo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pulsation [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fitepotepo

2009/10/26