Teny iditra fitifirana (tifitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo
¶ Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako [Rajemisa 1985]

2009/02/23